Fanentanana hampiasa "logiciel" maimaimpoana

Publié le par Miradontsoa Asafa

Amin'izao fotoana izao dia mivoatra hatrany ny teknolojia.
Maro ohatra ireo karazana logiciel ampiasain'ny rehetra.
Ny olana amin'izy ireny anefa dia maro no andoavam-bola raha tsy hiteny hafatsy ny MIcrosoft Office isika ohatra. Misy ihany no sahy manao pirate azy ireny nefa tandremonao sao tratra fa dia vita ny aminao raha tratra!
Ny mahagaga ihany koa dia matetika ny ao an-tsain'ny olona dia hoe rehefa andoavam-bola dia tsara. Mety ho diso anefa izany hevitra izany.

Misy ny "logiciel gratuit" marobe tsara no sady maimaimpoana raha tsy hiteny hafatsy ny open office ohatra isika.
Ankoatra izay dia misy ny OS Debian izay manana "paquet"-ana logiciel be dia a be izay ahitana mitovitovy amin'ireo logiciel payant

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article