Fanentanana hampiasa "logiciel" maimaimpoana
Amin'izao fotoana izao dia mivoatra hatrany ny teknolojia. Maro ohatra ireo karazana logiciel ampiasain'ny rehetra. Ny olana amin'izy ireny anefa dia maro no andoavam-bola raha tsy hiteny hafatsy ny MIcrosoft Office isika ohatra. Misy ihany no sahy manao...